<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 31:11 | When all |
ka avy hiseho eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao eo amin' ny tany izay hofidiny ny Isiraely rehetra, dia aoka hovakinao eo anatrehan' ny Isiraely rehetra ny tenin' ity lalàna ity hihainoany azy. | raha ilay tonga hiseho eo anatrehan' ny Tompo Andriamanitrao iny Israely rehetra, any amin' ny fitoerana izay hofidiny; dia vakio eo anatrehan' Israely rehetra ity lalàna ity, mba hohenoiny. | au moment où tout |