<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 3:6 | And we utterly destroyed them, as we did unto |
Dia naringantsika ireny tahaka izay efa nataontsika tamin' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona; naringana ny mponina rehetra tamin' ny isan-tanàna mbamin' ny zaza amim-behivavy. | Nataontsika anatema izy, toy ny nanaovantsika an' i Sehona, mpanjakan' i Hesebona; natao anatema ny tanàna, ny lehilahy, ny vehivavy sy ny zaza; | Nous les dévouâmes par anathème, comme nous avions fait pour |