<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 3:2 | And the |
Ary hoy Jehovah tamiko: Aza matahotra azy ianao; fa efa natolotro eo an-tananao izy mbamin' ny vahoakany rehetra sy ny taniny, ary ianao hanao aminy araka izay nataonao tamin' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, izay nonina tao Hesbona. | Hoy Iaveh tamiko: Aza matahotra azy, fa efa natolotro eo an-tànanao izy mbamin' ny vahoakany rehetra sy ny taniny, ka ataovy toy ny nanaovanao an' i Sehona mpanjakan' ny Amoreana, izay nonina tany Hesebona. |