<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 26:15 | Look down from thy holy habitation, from heaven, and bless thy people |
Tsinjovy ao amin' ny fonenanao masina any an-danitra, ka tahio ny Isiraely olonao sy ny tany izay nomenao anay araka izay nianiananao tamin' ny razanay, dia tany tondra-dronono sy tantely. | Tsinjovy eny amin' ny fonenanao masina any an-danitra ka tahio Israely vahoakanao, mbamin' ny tany tondra-dronono sy tantely nomenao anay, araka ny efa nianiananao tamin' ny razanay. | De la demeure de ta sainteté, des cieux, regarde et bénis |