<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 22:21 | Then they shall bring out the damsel to the door of her father' s house, and the men of her city shall stone her with stones that she die: because she hath wrought folly in |
dia ho entiny mivoaka ho eo anoloan' ny varavaran' ny tranon-drainy razazavavy ka hotorahan' ny mponina amin' ny tanànany vato ho faty, satria nanao izay fady indrindra teo amin' ny Isiraely izy ka nijangajanga tao an-tranon-drainy; ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy. | dia hoenti-mivoaka ho eo am-baravaran-drainy razazavavy, ka hitora-bato azy mandra-pahafatiny ny mponina ao an-tanànany, satria zava-betaveta loatra no efa nataony teo amin' Israely, tamin' ny nijangajangany tao an-tranon-drainy. Izany no hamongoranao ny ratsy eo afovoanao. | on la fera sortir à la porte de la maison de son père et ses concitoyens la lapideront jusqu'à ce que mort s' ensuive, pour avoir commis une infamie en |