<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 2:12 | The |
Ary ny tany Seira dia nonenan' ny Horita, fa ny taranak' i Esao nandroaka azy ka nandringana azy tsy ho eo anoloany, dia nonina nisolo azy, araka ny nataon' ny Isiraely tao amin' ny tany izay nomen' i Jehovah azy ho lovany.) | Ny tany Seira koa fahiny, dia nonenan' ny Horeana, nefa noroahin' ny taranak' i Esao ireny nataony lany ringana teo anatrehany, dia izy ireo no nonina nisolo ireny, toy ny nataon' ny zanak' Israely tamin' ny tany ananany, izay nomen' ny Tompo azy. | De même en |