<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 12:18 | But thou must eat them before the |
Fa eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao no hihinananao azy, dia eo amin' ny tany izay hofidin' i Jehovah Andriamanitrao, dia ianao sy ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy sy ny ankizilahinao sy ny ankizivavinao ary ny Levita izay ao an-tanànanao; ary hifaly eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao ianao amin' izay rehetra hanin' ny tananao. | fa eo anatrehan' ny Tompo Andriamanitrao, amin' ny fitoerana voafidin' ny Tompo Andriamanitrao no hihinananao azy, dia hianao sy ny zanakao lahy mbamin' ny zanakao vavy, ary ny ankizilahy aman' ankizivavinao, mbamin' ny Levita ao anatin' ny vavahadinao, dia hifaly eo anatrehan' ny Tompo Andriamanitrao hianao amin' ny fizakana ny harena rehetra harin-tànanao. | Mais tu les mangeras en présence de |