<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 12:12 | And ye shall rejoice before the |
Dia hifaly eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrareo ianareo sy ny zanakareo-lahy sy ny zanakareo-vavy sy ny ankizilahinareo sy ny ankizivavinareo ary ny Levita izay ao an-tanànanareo; fa ny Levita tsy mba manana anjara na lova eo aminareo. | Dia hifaly eo anatrehan' ny Tompo Andriamanitrareo hianareo sy ny zanakareo lahy mbamin' ny zanakareo vavy, ary ny ankizilahy aman' ankizivavinareo, mbamin' ny Levita izay anatin' ny vavahadinareo, satria tsy mba niara-nandray anjara na lova taminareo izy. | vous vous réjouirez alors en présence de |