<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 1:8 | Behold, I have set the land before you: go in and possess the land which the |
Indro, efa natolotro eo anoloanareo ny tany, idiro ka lovao ny tany izay efa nianianan' i Jehovah tamin' ny razanareo, Abrahama sy Isaka ary Jakoba, homena azy sy ny taranany mandimby azy. | Indro, ataoko eo anoloanareo izany tany izany, ka mandehana alaovy hanananareo azy, ny tany efa nianianan' ny Tompo tamin' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba rainareo, homena azy, dia ho azy ireo sy ny taranany mandimby azy. | Voici le pays que je vous ai donné ; allez donc prendre possession du pays que |