<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 1:19 | And when we departed from |
Ary nony niala tany Horeba isika, dia nandeha namaky ilay efitra lehibe sy mahatahotra izay hitanareo teny amin' ny lalana mankany amin' ny tany havoan' ny Amorita, araka izay efa nandidian' i Jehovah Andriamanitsika; dia tonga tao Kadesi-barnea isika. | Nony niala tany Horeba isika, dia namaky ilay efitra malalaka sy mahatsiravina hitanareo nankany amin' ny tendrombohitry ny Amoreana, araka ny nandidian' ny Tompo Andriamanitrareo antsika, ka tonga tany Kades-Barne. | Nous partîmes de l' |