<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 9:8 | And suddenly, when they had looked round about, they saw no man any more, save |
Ary niaraka tamin' izay, nony nijery manodidina izy ireo, dia tsy nisy hitany intsony na iza na iza afa-tsy Jesosy irery ihany, Izay teo aminy. | Nony nidina avy tany an-tendrombohitra izy ireo, dia norarany tsy hilazalaza amin' olona ny zavatra vao hitany, mandrapitsangan' ny Zanak' olona amin' ny maty. | Soudain, regardant autour d' eux, ils ne virent plus personne, que |