<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 2:15 | And it came to pass, that, as |
Ary raha nipetraka nihinana tao an-tranony Izy, dia maro ny mpamory hetra sy ny mpanota no niara-nipetraka nihinana tamin' i Jesosy mbamin' ny mpianany; fa nisy maro tao, dia nanaraka Azy izy. | Ary raha nipetraka nihinana tao an-tranon-dralehilahy io Jeso, dia nisy poblikàna sy mpanota maro niara-nihinana tamin' izy ireo sy ny mpianany; fa maro ireo, ary nanaraka azy. | Alors qu' il était à table dans sa maison, beaucoup de publicains et de pécheurs se trouvaient à table avec |