<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 12:26 | And as touching the dead, that they rise: have ye not read in the book of |
Ka ny amin' ny hananganana ny maty, tsy mbola novakinareo va ny eo amin' ny bokin' i Mosesy, eo amin' ilay teny milaza ny Voaroy, dia ny nanaovan' Andriamanitra taminy hoe: Izaho no Andriamanitr' i Abrahama sy Andriamanitr' isaka ary Andriamanitr' i Jakoba? (Eks. 3. 6.) | Ary raha ny amin' ny fitsanganan' ny maty, moa tsy mbola novakinareo va ao amin' ny bokin' i Moizy, amin' ilay misy ny voaroy, izay nolazain' Andriamanitra taminy hoe: Izaho no Andriamanitr' i Abrahama, sy Andriamanitr' Isaaka, ary Andriamanitr' i Jakoba? | Quant au fait que les morts ressuscitent, n' avez-vous pas lu dans le Livre de |