<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 10:27 | And |
Fa Jesosy nijery azy ka nanao hoe: Raha amin' ny olona, dia zavatra tsy hainy izany; fa tsy mba tahaka izany amin' Andriamanitra; fa ny zavatra rehetra dia hain' Andriamanitra. | Fa nojeren' i Jeso izy ka nilazany hoe: Amin' ny olombelona zava-tsy vitany izany; tsy mba toy izany amin' Andriamanitra, satria mahavita ny zavatra rehetra Andriamanitra. | Fixant sur eux son regard, |