<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Maccabées |
||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||
2M 14:26 | Nahita ity fisakaizana nanjaka tamin' izy ireo Alsima, ka nokopiaziny ny fanekena natao, dia lasa izy nankany amin' i Demetriosa nilaza taminy fa manao hevitra mifanohitra amin' izay hanasoa ny fanjakana Nikanora, satria Jodasa fahavalon' ny fanjakana indray no notendreny hisolo azy. |