<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Maccabées |
||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||
2M 12:15 | Jodasa sy ny namany kosa, niantso ilay Tompo ambony indrindra amin' izao tontolo izao, izay nampianjera ny mandan' i Jerikao, tsy tamin' ny milina fandonana manda na milina hafa, tamin' ny andron' i Josoe, vao niantoraka tamin' ny manda, mova tsy ny liona mitroatra. |