<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 9:28 | And that these days should be remembered and kept throughout every generation, every family, every province, and every city; and that these days of |
ary mba hotsarovana sy hotandremana ireo andro ireo amin' ny taranany rehetra sy ny fokony rehetra sy ny isan-tokony eran' ny fanjakana rehetra sy amin' ny isan-tanàna; ary mba tsy ho tapaka amin' ny Jiosy ireo andro Porima ireo, ka tsy hitsahatra ny fahatsiarovana izany amin' ny taranany. | Tsy maintsy tsarovana sy ankalazaina ireo andro ireo amin' ny taranaka mifandimby rehetra, isam-pianakaviana, isam-paritany, ary isan-tanàna, ka tsy tokony ho foanana eo amin' ny Jody na oviana na oviana ireo andron' ny Porima ireo, na hitsahatra ny fahatsiarovana azy, amin' ny taranany. | Ainsi commémorés et célébrés de génération en génération, dans chaque famille, dans chaque province, chaque ville, ces jours des |