<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 8:17 | And in every province, and in every city, whithersoever the king' s commandment and his decree came, the |
Ary teo amin' ny isan-tokony eran' ny fanjakana sy teny an-tanàna rehetra izay nahatongavan' ny didin' ny mpanjaka sy ny teniny dia nahazo hafaliana sy faharavoravoana ny Jiosy sady nanao fanasana sy andro mahafaly. Ary maro ny olona tompon-tany no tonga Jiosy, satria nahazo azy ny fahatahorana ny Jiosy. | Tany amin' ny isam-paritany sy isan-tanàna nahatongavan' ny teny aman-didin' ny mpanjaka, dia hafaliana amam-piravoravoana, fety amam-panasana, no an' ny Jody. Ary maro ny olona tamin' ny vahoakan' ny tany nilatsaka ho Jody fa nahazo azy ny tahotra ny Jody. | Dans toutes les provinces, dans toutes les villes, partout enfin où parvinrent les ordres du décret royal, ce ne fut pour les |