<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 6:13 | And |
Dia nolazain' i Hamana tamin' i Zaresy vadiny sy ny sakaizany rehetra izay zavatra nanjo azy. Ary hoy ny olon-kendry rehetra sy Zaresy vadiny taminy: Raha avy amin' ny taranaky ny Jiosy Mordekay, izay efa niantomboka nandavo anao teo anatrehany, dia tsy haharesy azy mihitsy ianao, fa ho lavo eo anatrehany tokoa. | nitantara izay rehetra nanjo azy tamin' i Zaresa vadiny sy ireo sakaizany rehetra. Ary hoy ny olon-kendriny sy Zaresa vadiny taminy: Raha avy amin' ny taranaky ny Jody Mardokea, izay efa niantomboka nahalavo anao teo anatrehany sahady, dia tsy ho azonao asiana na inona na inona, fa hianao mihitsy no ho lavo eo anatrehany. | Il raconta à sa femme |