<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 4:5 | Then called |
Ary Estera niantso an' i Hatàka, tsindranolahin' ny mpanjaka, izay notendreny hanompo azy, ka nampitondra teny azy ho any amin' i Mordekay, mba hahafantarany izay anton' izany. | Ka dia nantsoin' i Estera Atàka, anankiray amin' ny eonoka napetraky ny mpanjaka ao aminy, nasainy nandeha hanontany an' i Mardokea izay anton' izany, sy izay nahatonga izany fisaonana izany. | Mandant alors |