<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 9:1 | Now when these things were done, the princes came to me, saying, The people of |
Ary rehefa vita izany rehetra izany, dia nanatona ahy ny mpanapaka ka nanao hoe: Ny Isiraely sy ny mpisorona ary ny Levita dia tsy mbola miavaka amin' ny olona tompon-tany, fa manao araka ny fahavetavetan' ny Kananita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Jebosita sy ny Amonita sy ny Moabita sy ny Egyptiana ary ny Amorita ihany izy. | Nony vita izany rehetra izany, nanatona ahy ny lehibe, ka nanao hoe: Tsy tafasaraka tamin' ny vahoakan' ireto tany ireto ny vahoaka Israely mbamin' ny mpisorona sy ny levita fa manaraka ny fahavetavetany, ny an' ny Kananeana, ny Heteana, ny Ferezeana, ny Jeboseana, ny Amonita, ny Moabita, ny Ejipsiana, ary ny Amoreana; | Cela réglé, les chefs m' abordèrent en disant : "Le peuple d' |