<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 4:2 | Then they came to |
dia nanatona an' i Zerobabela sy ny lohan' ny fianakaviana izy ka nanao taminy hoe: Aoka mba hiara-manao aminareo izahay, fa mitady an' Andriamanitrareo tahaka anareo ihany koa izahay, ary ho Azy no namonoanay zavatra hatao fanatitra hatramin' ny andron' i Esara-hadona, mpanjakan' i Asyria, izay efa nampakatra anay ho atý. | dia nanatona an' i Zorobabela sy ny loham-pianakaviana izy, ka nanao taminy hoe: Aoka mba hiara-manao aminareo izahay, fa manaja ny Andriamanitrareo tahaka anareo ihany, sady manatitra sorona ho azy hatramin' ny andron' i Asarhadona mpanjakan' i Asiria, izay nampiakatra anay ho aty. | ils s' en vinrent trouver |