<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 4:12 | Be it known unto the king, that the |
Aoka ho fantatry ny mpanjaka fa ny Jiosy, izay niakatra avy tany aminao hankatý aminay, dia efa tonga any Jerosalema ka manamboatra ilay tanàna fikomiana sady ratsy, dia mahavita ny mandany izy izao ary manamboatra ny fanorenany koa. | Aoka ho fantatry ny mpanjaka, fa ny Jody avy any aminao, nankaty aminay, dia tonga taty Jerosalema, ka nanamboatra ilay tanàna fikomiana sady ratsy ka efa manao ny mandany sy manamboatra ny fototra izy izao. | le roi doit être informé que les |