<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 3:7 | They gave money also unto the masons, and to the carpenters; and meat, and drink, and oil, unto them of |
Ary nomeny vola ny mpipai-bato sy ny mpandrafitra, ary ny any Tyro sy ny any Sidona dia nomeny zavatra hohanina sy hosotroina sy diloilo mba hitondrany hazo sedera avy any Libanona hatramin' ny ranomasina any Jopa, araka ny teny efa azony tamin' i Kyrosy, mpanjakan' i Persia. | Nomem-bola ny mpipai-bato amam-pandrafitra: nomen-kanina amam-pisotro sy diloilo koa ny Sidoniana sy ny Tiriana, mba hitondrany ny hazo sedera avy any Libàna amin' ny ranomasina, hatreo Jope, araka ny fanomezan-dàlana azo tamin' i Sirosa mpanjakan' i Persa. | Puis on donna de l' argent aux tailleurs de pierre et aux charpentiers; aux |