<-
->

Ezr / Esd 10:1 Now when Ezra had prayed, and when he had confessed, weeping and casting himself down before the house of God, there assembled unto him out of Israel a very great congregation of men and women and children: for the people wept very sore. Ary raha mbola nivavaka sy nitsotra Ezra sady nitomany sy niankohoka teo anoloan' ny tranon' Andriamanitra, dia nivory teo aminy ny olona maro be avy tamin' ny Isiraely, na lehilahy, na vehivavy mbamin' ny ankizy madinika; fa nitomany mafy dia mafy koa ny olona. Raha mbola nitomany sy niankohoka teo anoloan' ny tranon' Andriamanitra Esdrasa nanao izany fivavahana amam-pieken-keloka izany, dia nisy vahoaka Israelita maro be, lehilahy sy zaza amam-behivavy nivory teo aminy; fa samy nirotsaka be ihany ny ranomason' ny vahoaka. Comme Esdras, pleurant et prosterné devant le Temple de Dieu, faisait cette prière et cette confession, une immense assemblée d' Israël, hommes, femmes et enfants, s'était réunie autour de lui, et le peuple pleurait abondamment.