<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 5:18 | The sons of |
Ny taranak' i Robena sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen' i Manase, izay isan' ny lehilahy mahery, ka lehilahy mahatana ampinga sy sabatra ary mahahenjana tsipìka sady zatra ny miady, dia enim-polo amby fiton-jato amby efatra arivo sy efatra alina no isan' ny azo nalefa hanafika. | Tamin' ny tarana-dRobena sy ny Gadita ary antsasaky ny fokon' i Manase dia nisy lehilahy mahery, mahatana ampinga aman-tsabatra, mahalefa tsipìka, zatra an' ady, enimpolo sy fiton-jato amby efatra arivo sy efatra alina ny isany, samy vonon-kilatsaka ho mpiady. | Les fils de |