<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 8:3 | Dia resin' i Davida koa Hadadezera, zanak' i Rehoba, mpanjakan' i Zoba, tamin' izy lasa nampody ny fanjakany teo amoron' ny ony Eofrata. | Teny an-dàlana, fony izy ndeha hampody ny fanjakany eo amoron' ny ony Eofrata, dia resin' i Davida koa Hadadezera zana-dRohoba, mpanjakan' i Sobà. |