<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 3:8 | Then was |
Dia tezitra mafy Abnera noho ny tenin' Isboseta, ka hoy izy: Lohan' alika no miandany amin' ny Joda va aho? He! izato izaho manisy soa ny tamingan' i Saoly rainao sy ny rahalahiny sy ny sakaizany izao ka tsy nanolotra anao ho eo an-tànan' i Davida, nefa aho izao helohinao noho ny amin' iny vehivavy iny? | Ahoana no nandeha tamin' ny vaditsindranon' i Kaky hianao? Ka tezitra mafy Abnera noho ny tenin' Isboseta ka namaly hoe: Lohan' alika anisan' i Jodà va aho? Amin' izao mampiseho fitiavana ny tranon' i Saola, rainao, sy ny rahalahiny aman-tsakaizany aho, ary tsy nanolotra anao ho eo an-tànan' i Davida ka dia izao hianao no maniny ahy amin' ny hadisoana tamin' iny vehivavy iny? | Aux paroles d' |