<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 21:19 | And there was again a battle in |
Ary nisy ady indray koa tamin' ny Filistina teo Goba, ary Elanana, zanak' i Jare-oregima Betlehemita, namono an' i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny vodi-tenon' ny mpanenona. | Mbola nisy ady tamin' ny Filistina koa tao Goba, ary Elkanàna, zanak' i Jaare-Oregima avy any Betleema, no nahafaty an' i Goliata avy ao Geta, ilay nanan-jaran-defona, ohatra ny vodi-tenon' ny mpanenona. | La guerre reprit encore à |