<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 19:42 | And all the men of |
Ary, indreo, ny lehilahy rehetra amin' Isiraely nankao amin' ny mpanjaka ka nanao taminy hoe: Nahoana ny lehilahy amin' ny Joda, rahalahinay, no nangalatra anao ka nitondra ny mpanjaka sy ny ankohonany ary ny olon' i Davida rehetra teny aminy hita an' i Jordana? | Fa indreo tonga teo amin' ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin' Israely, ka nanao taminy hoe: Ahoana no nangalaran' ny lehilahy amin' i Jodà, rahalahinay, anao; ka nitondrany ny mpanjaka sy ny ankohonany mbamin' ny olona rehetra nomba an' i Davida nita an' i Jordany? | Et voici que tous les hommes d' |