<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 19:25 | And it came to pass, when he was come to |
Ary Mefiboseta, zanakalahin' i Saoly, nidina hitsena ny mpanjaka, ary tsy nanasa tongotra na namboatra volom-bava na nanasa lamba izy hatramin' ny andro nialan' ny mpanjaka ka hatramin' ny andro nahatongavany soa aman-tsara. | Nidina hitsena ny mpanjaka koa Mifiboseta zafin' i Saola. Tsy nanasa-tongotra na namboatra volom-bava, na nanasa ny fitafiany izy, hatramin' ny andro nialan' ny mpanjaka, ka hatramin' ny andro niverenany tamim-piadanana. |