<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 18:22 | Then said |
Fa Ahimaza, zanak' i Zadoka, dia mbola niteny tamin' i Joaba ihany nanao hoe: Ka nahoana aza, aoka ihany aho mba hiezaka koa hanaraka ilay Kosita. Fa hoy Joaba: Ahoana no hiezahanao, anaka; fa na dia mandeha aza ianao, tsy hisy teny mahafaly hahazoanao fitia tsinona? | Mbola niteny tamin' i Joaba anefa Akimaasa, zanak' i Sadaoka, nanao hoe: Na ho inona na ho inona, avelao ihany aho mba hihazakazaka hanaraka ilay Kosita! Fa hoy Joaba: Ahoana hianao no te-hihazakazaka, anaka? Tsy hahita soa amin' ny fitondrana izany vaovao izany anie hianao! |