<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 16:10 | And the king said, What have I to do with you, ye sons of |
Fa hoy ny mpanjaka: Moa mifaninona akory izaho sy ianareo, ry zanak' i Zeroia? Raha manozona izy, sady Jehovah no nanao taminy hoe: Ozony Davida, dia iza indray no hanao hoe: Nahoana ianao no manao izany? | Fa hoy ny navalin' ny mpanjaka: Tsy manan-draharaha aminareo aho, ry zanak' i Sarvià! Aoka hanozona izy, satria fa raha Iaveh no nanao taminy hoe: Ozony Davida: zovy moa no hanao aminy hoe: Ahoana no anaovanao izany? | Mais le roi répondit : " Qu' ai-je à faire avec vous, fils de |