<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 12:9 | Wherefore hast thou despised the commandment of the |
koa nahoana ianao no nanamavo ny tenin' i Jehovah ka nanao izay ratsy eo imasony? Oria Hetita nasianao ny sabatra, ary ny vadiny nalainao ho vadinao. Eny, efa novonoinao tamin' ny sabatry ny taranak' i Amona izy. | Ka nahoana no nanamavo ny tenin' ny Tompo hianao, fa nanao ratsy eo imasony? Oria Heteana nasianao ny sabatra, ny vadiny nalainao ho vady, izy novonoinao tamin' ny sabatry ny taranak' i Amona! | Pourquoi as-tu méprisé |