<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 11:25 | Then |
Dia hoy Davida tamin' ny iraka: Izao no holazainao amin' i Joaba: Aza malahelo amin' izany ianao, fa ny sabatra tsy mifidy hasiana; herezo ihany ny adinao amin' ny tanàna, ka ravao izy. Ary omeo toky Joaba. | Dia hoy Davida tamin' ilay iraka: Izao no lazao amin' i Joaba: Aza malahelo loatra amin' izany hianao, fa mbetika ny iray mbetika kosa ny hafa no asian' ny sabatra. Ka ampitomboy ihany ny hamafin' ny famelezana ny tanàna, dia ravao izy. Ary hianao koa mba mankahereza azy. | Alors |