<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 11:1 | And it came to pass, after the year was expired, at the time when kings go forth to battle, that |
Ary rehefa niherina ny taona, ka mby amin' ny andro fandehanan' ny mpanjaka hiady, dia naniraka an' i Joaba sy ny mpanompony ary ny Isiraely rehetra Davida, ka nandringana ny taranak' i Amona ireo sady nanao fahirano an' i Raha; fa Davida kosa nijanona tany Jerosalema ihany. | Tamin' ny fitsingerenan' ny taona, nony mby amin' ny fotoana fandehanan' ny mpanjaka hiady, dia nalefan' i Davida Joaba mbamin' ny mpanompony sy Israely rehetra, ka nofongoran' ireo ny taranak' i Amona, ary nataony fahirano Rabà; fa Davida kosa nijanona tany Jerosalema ihany. | Au retour de l' année, au temps où les rois se mettent en campagne, |