<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 10:5 | When they told it unto |
Ary dia nisy lasa nanambara izany tamin' i Davida, ary izy naniraka hitsena azy, fa afa-baraka loatra ireo lehilahy ireo; ka dia hoy ny tenin' ny mpanjaka: Mitoera any Jeriko aloha ambara-panirin' ny somotrareo, vao mody ianareo. | Nisy nampandre izany an' i Davida, dia naniraka olona hitsena azy ireo izy fa afa-baraka loatra ireo lehilahy ireo, ka izao no nasain' ny mpanjaka nambara taminy: Mitoera any Jerikao aloha, mandra-panirin' ny somotrareo, vao mody hianareo. | Lorsque |