<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 8:21 | And the |
Dia nandre ny hanitra ankasitrahana Jehovah, ka hoy Izy tam-pony: Tsy mba hanozona ny tany intsony noho ny amin' ny olona Aho; fa ny fisainan' ny fon' ny olona dia ratsy hatramin' ny fahazazany; ary tsy mba handringana ny velona rehetra intsony Aho tahaka izay nataoko. | Dia nandre hanitra mahafinaritra Iaveh ka Iaveh nanao anakampo hoe: Tsy hanozona intsony ny tany aho noho ny olona; fa ratsy hatramin' ny fahatanorany ny fisainan' ny fon' ny olombelona; ary tsy mba hamono ny zavatra manan' aina rehetra toy izay nataoko izay intsony aho. |