<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 44:4 | And when they were gone out of the city, and not yet far off, |
Ary rehefa tafavoaka ny tanàna izy ka tsy mbola lasan-davitra, dia hoy Josefa tamin' ny mpikarakara ny tao an-tranony: Andeha araho ireny lehilahy ireny; ary rehefa tratrao izy, dia ataovy aminy hoe: Nahoana ianareo namaly ratsy ny soa? | Vao tafavoaka ny tanàna, mbola tsy lasa lavitra akory izy, dia hoy Josefa tamin' ilay mpikarakarany: Miaingà enjeho ireny olona ireny, ka rahefa mahatratra azy hianao dia lazao aminy hoe: Nahoana hianareo no namaly ratsy ny soa? | Ils étaient à peine sortis de la ville et n'étaient pas bien loin que |