<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 44:18 | Then |
Dia nanatona azy Joda ka nanao hoe: Mba henoy kely aho, tompokolahy, aoka ny mpanomponao handaha-teny kely eto anatrehan' itompokolahy, ary aoka tsy mba hirehitra amin' ny mpanomponao ny fahatezeranao; fa tahaka an' i Farao ianao. | Ary tamin' izay Jodà nanatona an' i Josefa ka nanao hoe: Mihanta aminao aho, tompokolahy, mba hahazo alàlana ny mpanomponao hiteny indraim-bava eto anatrehan' ny tompoko, ka aoka tsy hirehitra amin' ny mpanomponao ny fahatezeranao, fa sahala amin' i Faraona hianao. | Alors |