<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 44:17 | And he said, |
Nefa hoy Josefa: Sanatria ahy ny hanao izany! izay lehilahy nahitana ny kapoaka tao aminy ihany no ho andevoko; fa ianareo kosa dia miakara soa aman-tsara ho any amin' ny rainareo. | Fa hoy Josefa: Sanatria ahy ny hanao izany. Izay olona nahitana ny kopiko no ho andevoko, fa hianareo, miakara soa aman-tsara ho any amin-drainareo. | Mais il reprit : Loin de moi d' agir ainsi ! L' homme aux mains duquel la coupe a été trouvée sera mon esclave, mais vous, retournez en paix chez votre père. |