<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 42:28 | And he said unto his brethren, My money is restored; and, lo, it is even in my sack: and their heart failed them, and they were afraid, saying one to another, What is this that |
Dia hoy izy tamin' ireo rahalahiny: Naverina ny volako, ka, indro, eo anatin' ny lasakako izany; dia ketraka ny fony, ary nifampijery amin-tahotra izy ka niresaka hoe: Inona izao ataon' Andriamanitra amintsika izao ? | Ka hoy izy tamin' ireo rahalahiny: Nisy namerina ny volako fa ity izy ato anaty lasakako. Kivy tery ny fon' izy ireo, ka sady nangovitra izy no nifampilaza hoe: Fa nataon' Andriamanitra ahoana re izato isika. | Il dit à ses frères : On a rendu mon argent, voici qu' il est dans mon sac à blé ! Alors le coeur leur manqua et ils se regardèrent en tremblant, se disant : Qu' est-ce que |