<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 41:56 | And the famine was over all the face of the earth: and |
Ary ny mosary dia tany amin' ny tany rehetra. Ary Josefa namoha ny trano fitehirizam-bary ka nivaro-bary tamin' ny Egyptiana. | Nony nanenika ny tany rehetra ny mosary, novohan' i Josefa ny tranom-bary rehetra naorina tany, ary nivarotra tamin' ny Ejipsiana izy; ary nitombo nitombo ihany ny mosary tamin' ny tany Ejipta. | La famine sévissait par toute la terre. - Alors |