<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 39:5 | And it came to pass from the time that he had made him overseer in his house, and over all that he had, that the |
Ary hatramin' izay nanendreny azy ho mpikarakara ny tao an-tranony mbamin' izay rehetra nananany dia notahin' i Jehovah ny tranon' ilay Egyptiana noho ny amin' i Josefa; ary ny fitahian' i Jehovah nomba izay rehetra nananany, na ny tao an-trano, na ny tany an-tsaha. | Raha vantany vao notendreny ho filohan' ny tranony amam-pananany rehetra izy, dia notahin' ny Tompo ny tranon' ity Ejipsiana noho ny amin' i Josefa, ary tonga tamin' ny fananany rehetra, na an-tsaha na an-tanàna, ny fitahian' ny Tompo. | Et, à partir du moment où il l' eut préposé à sa maison et à ce qui lui appartenait, |