<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 35:1 | And |
Ary hoy Andriamanitra tamin' i Jakoba : Miaingà, miakara any Betela ianao ka monena any; ary manorena alitara any ho an' Andriamanitra Izay niseho taminao, fony ianao nandositra ny tavan' i Esao rahalahinao. | Ary hoy Andriamanitra tamin' i Jakoba: Andeha hianao miakatra an' i Betela ka monèna any, manangàna otely any, ho an' ilay Andriamanitra niseho taminao, fony hianao nandositra teo anoloan' i Esao, rahalahinao. |