<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 34:7 | And the sons of |
Ary ny zanak' i Jakoba dia tonga avy tany an-tsaha, rehefa nandre izy, ka nalahelo sady tezitra indrindra, satria Sekema efa nanao izay fady indrindra teo amin' ny Isiraely noho ny nandriany tamin' ny zanakavavin' i Jakoba; fa zavatra izay tsy tokony hatao izany. | ary efa tonga avy any an-tsaha koa ny zanak' i Jakoba vao nandre izany zavatra izany; tafintohina mafy ireo lehilahy ireo ka nisafoaka mihitsy izy ireo, fa nanao izay fady indrindra Sikema nanala baraka an' Israely tamin' ny nandriany tamin' ny zanakavavin' i Jakoba, ka zavatra tsy tokony hatao akory izany. | Lorsque les fils de |