<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 30:30 | For it was little which thou hadst before I came, and it is now increased unto a multitude; and the |
Fa kely ny fanananao, fony tsy mbola tonga aho, fa efa nitombo be dia be izy; ary efa nitahy anao Jehovah tamin' ny diako rehetra; ary ankehitriny, rahoviana kosa aho no mba hihary ho an' ny ao an-tranoko? | Fa kely ny fanananao talohan' ny nahatongavako: ary efa nitombo be dia be izy izao, ka nambinin' ny Tompo hianao, tamin' ny nalehako. Ary ankehitriny, rahoviana kosa no mba hihariako ho an' ny ankohonako? | Le peu que tu avais avant moi s' est accru énormément, et |