<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 27:15 | And |
Ary nalain-dRebeka ny fitafian' i Esao lahimatoany, dia ny tsara izay efa notehiriziny tao an-trano, ka nampitafiny an' i Jakoba zanany faralahy. | Ary nalain-dRebekà ny fitafian' i Esao, zanany lahimatoa, ny tsara indrindra, izay tao an-trano, ka nampitafiany an' i Jakoba, zanany lahiaivo. |