<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 26:22 | And he removed from thence, and digged another well; and for that they strove not: and he called the name of it |
Dia nifindra niala teo izy ka nihady lavaka fantsakana hafa koa indray; fa io kosa tsy mba niadiany; koa ny anarany dia nataony hoe Rehobota; fa hoy izy: Efa nomen' i Jehovah toerana malalaka isika ankehitriny, dia hihamaro eo amin' ny tany. | Dia niala teo izy ka nihady lavaka fantsakàna hafa indray, izay vao tsy niadina intsony, ka nataony hoe Rekobota ny anarany: Satria, hoy izy, efa nomen' ny Tompo toera-malalaka isika, ka hiadana amin' ny tany. | Alors il partit de là et creusa un autre puits, et il n' y eut pas de dispute à son propos; il le nomma |