<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 22:2 | And he said, Take now thy son, thine only son |
Ary hoy Izy: Ento ny zanakao, ny lahitokanao izay tianao, dia Isaka ka mankanesa any amin' ny tany Moria; ary atero any izy ho fanatitra dorana ao amin' ny tendrombohitra anankiray izay holazaiko aminao. | Dia hoy Andriamanitra: Ento ny zanakao, ilay lahitokanao, ilay tianao, dia Isaaka, ka mankanesa any amin' ny tany Moria, ary rehefa mby any, atero izy ho sorona dorana eo ambonin' ny anankiray amin' ny tendrombohitra hatoroko anao. |